Wikipedia:Fivoarana/*/Mosavy

Avy amin'i Wikipedia


Mosavy, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Zava-misy eo amin'ny fiaraha-monina malagasy hatrizay ka hatramin'izao ny mosavy, indrindra fa eny amin'ny [[faritra]] ambanimbanivohitra. Amin'ny heviny ara-bakiteny dia zavatra ratsy ny mosavy. Ny mosavy dia fisomparana olona amin'ny alalan'ny [[ody ratsy]] na vorika. Matetika dia avy amin'ny filalaovana ody ny mahatonga ny olona iray ho lasa mpamosavy. Tranga fandre matetika ny maka [[ody fitia]] any amin'ny [[mpimasy]] kanjo afotitr'iny ody iny ilay olona ary lasa manjary mpamosavy avy eo. M