Wikipedia:Fivoarana/*/Moraingy

Avy amin'i Wikipedia


Moraingy, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{Orphan|date=Martsa 2010}}
{{vangovango}}

Ny '''moraingy''' dia hai-ady [[Madagasikara|malagasy]]. Any amin'ny [[faritra]] Avaratra sy Antsinana no tena mampiasa azy. Ady an-tsehatra moa izy ity ary natao hilokana. Hatramin'izao aloha dia ny lehilahy ihany no manao azy ity. Hai-ady malalaka izy ity satria tsy dia misy lalàna mazava mifehy azy. Matetika no mitera-doza izy ity satria tsy tena mazava ny fitsipi-dalao. Ny sasany mifanandrina amin'ny ngeza sy mafy loatra noho izy. Ny sasany efa mam