Wikipedia:Fivoarana/*/Gestapo

Avy amin'i Wikipedia


Gestapo, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''Gestapo''' dia fanafohezana ny "Geheim StaatsPolizei", izay miaramila miafina [[alemaina alemanina]], nampihorohoro tokoa tamin'ny andron'ny fitondrana nazista notarihin'i [[Adolf Hitler]]. [[Hermann Goering]] no nanangana azy io tamin'ny taona [[1933]].

Ny [[SS]] no tafika nazista tamin'izany fotoana izany, fa ny Gestapo kosa dia hery niafina izay zary biby fampitahorana an'i Eoropa, noho izy tafiditra an-tsokosoko tamin'ireo sokajin'asa rehetra (birao, ozinina, sekoly,...), natao hitsik