Wikipedia:Fivoarana/*/Georg Ohm

Avy amin'i Wikipedia


Georg Ohm, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Ohm3.gif|ankavanana|220px]]

I '''Georg Simon Ohm''', teraka tamin'ny [[16 Martsa]] [[1789]] tany [[Erlangen]], Alemaina, maty tamin'ny faha 65 taonany tamin'ny [[6 Jolay]] [[1854]] tany [[Munich]], dia fizisianina Alemana nianatra tany amin'ny [[Oniversiten' Erlangen]].

Tamin'izy mpampianatra tao amin'ny oniversite, nanomboka ny fikarohany i Ohm momban'ny fandinihana sela elektirôsimika, vao noforonin'i Alessandro Volta tamin'izany fotoana izany. Amin'ny fampiasana fitaovana noforoniny,