Wikipedia:Fivoarana/*/Fanorona

Avy amin'i Wikipedia


Fanorona, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 <!-- vim: se ft=wp: -->
[[Image:Fanorona.jpg|ankavanana|]]
Ny '''fanorona''' dia [[lalaon-tsaina]] malagasy saingy efa malaza any amin'ny firenena maro maneran-tany. 
Misy koa lalaon-tsaina atao hoe [[Alquerque]] mitovitovy aminy.

==Filalaovana fanorona==
Misy karazany maro ny fanorona, fa ny tena maro mpahalala dia ny fanoron-tsivy sy ny fanoron-telo. 
Toy izao no endriky ny kianja ilalaovana ho an'ny fanoron-tsivy : soritana tsipika 5 mitsivalana sy mirazotra ary tsipika 9 mitsangana sy miraz