Wikipedia:Fivoarana/*/Bononoka

Avy amin'i Wikipedia


Bononoka, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''bononoka''' dia [[sakafo]] azo avy amin'ny fandomana [[Mangahazo]], ka ahazoana mangahazo mahasalama [[kokoa]] sy matsiro kokoa. Misy fofona somary mahery izy ka lasa tsy itiavan'ny olona sasany azy. Ny mangahazo vita bononoka dia azo amainina sy totoina ka anaovana karazana mofo mangahazo antsoina hoe ketapotsy.

== Faritra mpanao bononoka ==
* Vakinankaratra izany hoe anelanelan'Ambatolampy - Faratsiho - [[Antsirabe]]
* Arivonimamo
* sns

== Fomba fanamboarana bononoka ==

Misy fiovana k