Wikipedia:Fivoarana/*/Andrianamboninolona

Avy amin'i Wikipedia


Andrianamboninolona, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == Ny Heviny ==

Manana heviny roa ny teny hoe « '''Andrianamboninolona''' » :

Voalohany : ny teny hoe “Andrianamboninolona” dia anaran’ iray amin’ireo zanaka naterak’Andriamananitany sy Randranomboahangy. Andriamitondra no rahalahin’io Andrianamboninolona io. Andrimananitany moa dia rahalahin’Andriamanelo mpanjakan’Alasora. Andriamanalimanjaka sy Rangitamanjakatrimovavy kosa no ray sy renin’Andriamananitany, izany hoe raibe sy reniben’Andrianamboninolona. Rangitamanjakatrimovavy moa dia zanak’