Wikipedia:Fivoarana/*/Andriamanarivo Paoly Rabe

Avy amin'i Wikipedia


 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == DadaRabe ==
'''DadaRabe''' dia mpanoratra malagasy [http://mg.wikipedia.org/wiki/Artista_Malagasy] teraka tamin'ny taona 1968 tao [[Antananarivo]]. 
Nianatra teny Ankatso ary nivoaka ho dokotera. Nanohy fianarana tany [[Frantsa]] izy ary nahazo ny mari-pahaizana manokana momba ny "Psychiatrie".
Niverina tao Madagasikara izy ny taona 2007 ary mampianatra ao amin'ny faculté de médecine ao Mahajanga.

== Ny sangan'asany ==

Manoratra tononkalo amin'ny teny malagasy no tena ataony. Mpikambana mpa