Wikipedia:Fivoarana/*/Ambodifahitra

Avy amin'i Wikipedia


Ambodifahitra, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Ambodifahitra''' dia [[tanàna]] miorina eo ambany atsimo amin'ny tehezan'ny vohitr'[[Ambohidrabiby]]. Tsy mba voadidina hadivory Ambodifahitra satria dia ny amin'ny ilany atsimony ihany no misy hadivory.Rakotra hazo ny tanàna indrindra fa ny pibasy, misy aviavy koa anefa maniry eo.

Ny hoe "Ambodifahitra" dia misy lovantsofina telo niaviany. Ny lovantsofina voalohany dia milaza fa toerana roa manodidina an'Ambohidrabiby no nisy fahitra ka teroa ampita avaratra antsinan'Ambohidrabiby, teo Ampa