Wikipedia:Fivoarana/*/Alahamadibe

Avy amin'i Wikipedia


Alahamadibe, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny mpanjaka Ralambo teo Ambohidrabiby dia teraka tamin'ny andro vava alahamady amin'ny volana alahamady. 

Tato aoriana, mba ho fahatsiarovany io fitsingerenan'ny andro nahaterahany io dia nataon'i Ralambo amin'ny voalohan'andro amin'ny volana alahamady ny fandroan'andriana ka "Alahamadibe" no iantsoana io andro iray amin'ny volana alahamady hanaovana ny fandroan'andriana io. Tamin'izany dia lasa fomba fiheverana fa io fitsingeranan'ny fahatsiarovana ny andro nahaterahan-dRalambo io no lasa tono