Dinika amin'ny Wikipedia:Dinika

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Wikipedia:Community Portal)
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ity pejy ity no pejin-dinika eto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy Question exclamation.svg

Vista-file-manager.png
1 2 3 4 5
6 7 8 9 10
12 13 14 15 16
17 18 19 20 21

Eto amin'ity pejy ity no hametrahana hafatra ho an'ny fikambanan'i (izay olona rehetra manoratra ato) Wikipedia amin'ny teny malagasy. Aza tonga dia ovaina avy hatrany ity pejy ity fa tsindrio eto rehefa hanampy fotokevitra vaovao.

Tsy miteny malagasy ? Don't speak malagasy ? jereo Dinika tsy miteny malagasy

Misaotra anao tompoko.

Votoatiny

[hanova] Famoronana lahatsoratra amin'ny alàlan'ny Rôbô

1 Mey 2011,

Ankehitriny ny tenako dia manomboka mamorona lahatsoratra amin'ny alalan'ny rôbô. Ny fomba fandehanan'io rôbô alefako io dia mitroka ny fampahalalàna izay ilaina trohany any amina wiki (atao hoe wiki loharano) mba hametraka ilay fampahalalana any amin'ity wiki ity. Ny taranja voakasik'ilay famoronana lahatsoratra amin'ny alalan'ny rôbô dia ny kaominina manerana ny Frantsa, miaraka amin'ny tanàna manerana ny tany : eo ampanomanana ny famoronana lahatsoratra momban'ny tanàna any Madagasikara izao ny tenako, fa mbola tsy vonona izany, fa ho avy tsy ho ela.

Ny wiki ho loharano dia ny wikipedia amin'ny fiteny anglisy. Ary ny wikipedia amin'ny teny malagasy no hatao wiki tanjona.

Ankehitriny aloha ny tenako mbola tsy mahavita rôbô mpandika teny fa rehefa betsabetsaka kokoa ny fahaizako dia mety ho vita ihany izany.

Misy olona manaiky ary tsy manaiky ny fanampiana fampahalalana ilaina amin'ny alalan'ny rôbô ; marina fa ilaina mitandrina ihany ny fanampiana fampahalalana amin'izany fomba izany, indrindra noho ny fanararaotana efa nisy tany amin'ny wiki hafa (volapoky ohatra). Hampiasaiko moramora ihany io rôbô io.

Jagwar grr... | 1 Mey 2011 à 18:59 (UTC)

[hanova] 16 Mey 2011

Noho ny havitsian'ny mpandray anjara mahasahy manoratra lahatsoratra eto amin'ity Wikipedia amin'ny teny malagasy ity, dia tapaka ny hevitro fa hamorona lahatsoratra roa na telo arivo miampy indray izaho eto amin'ity Wikipedia amin'ny teny malagasy ity. Ny nahatapaka ny hevitro tao dia ilay havitsy ny mpikambana mavitrika eto amin'ity Wikipedia ity (Mpianatragasy ary i Nyeja ihany izao ny mpikambana mba mavitribitrika amin'izao fotoana izao). Efa manomboka tsy misy koa manko ilay fotoana ka ny rôbô sisa no afaka mandimby ny tena, amin'ny fanitsiana teny (ary teny ihany fa tsy rafi-pitenenana), amin'ny fanampiana fampahalalana anaty lahatsoratra, ary ankehitriny ny famoronana lahatsoratra avy amin'ny fampahalalana azo avy tany amin'ny Wikipedia amin'ny fiteny hafa.

Izaho manohana, noho ny fotoana manomboka tsy misy noho ny antony isan-karazana (fiainana ara-tsosialy, fanadinana mila homanina), manomboka tsy misy intsony ny fotoana ananako mba hanoratra eto amin'i Wikipedia, ka efa nametraka hafatra izao noho izay ; fa noho ny tsi-fisian'ny mpikambana nahadimby ny tenako teto amin'i Wikipedia, dia tonga indray aho niverina teto ; ary nitady fika hamoronana lahatsoratra tsotsotra amin'ny alalana rindrankajy soratana amin'i Python.

Rehefa avy nandinika lalina an'i Python, dia tonga nanoratra rindrankajy hangalana ny fampahalalana ao anaty Infobox ny tena. Dia rehefa vita avokoa ireo fanandramana isan-karazany, dia lasa amin'izay nandefa ilay zavatra.

5000 ny lahatsoratra voasoratra tanaty ny iray herinandro, voasoratra folo andro taoriana ny lahatsoratra faha 10000, ary te-hanohy amin'izany lalana izany aho ; raha eken'ny mpamaky teny malagasy izany zavatra hataoko izany.

--Jagwar grr... | 16 Mey 2011 à 15:24 (UTC)

[hanova] 8 Jiona 2011

Lasa fanintelony indray ny famoronana lahatsoratra amin'ny alàlan'ny rôbô. Efa natomboky ny rôbô-ako daholo ireo lahatsoratra momban'ny kaominina frantsay (eo amin'ny valo arivo eo ho eo no isany) ary ny kaominina malagasy (efa vita daholo, fa misy hadisoana nety nataon'ny rôbô ary novainy tamin'ny votoatiny izay tiany ireo lahatsoratra efa voaforona ary efa tsara vita, tena miala tsiny).

Efa natomboka ireo lahatsoratra momban'ny tanàna any Brazila, fa mbola lavitra ny lalana. Mikasa ny hamorona lahatsoratra (soratako manokana na foronin'ny rôbô) momba ireo renivohi-pirenena manerana izao tontolo izao aho ; fa mbola tsy vita tanteraka ilay rindrankajy hanaovako azy noho ny fotoana tsy misy...

Saika nanoratra kaody python koa izaho hamorona lahatsoratra momba ireo mpilalao filma ary teatra malaza erak'izao tontolo izao, fa eo koa tsy misy ny fotoana, ary sarotra amboarina ihany ilay rindrankajy. Mandray sosokevitra avy aminareo mpamaky eto aho na dia efa masamasaka ato an-tsaiko aza izay zavatra hataoko handritry ny roa volana.

Jagwar.

--grr... | 8 Jiona 2011 à 15:27 (UTC)

[hanova] Fifaninanana Derby

Filazana mahakasika ny fifaninanana Derby
Fiarahana miasa multilingue voalohanhy an'i Wikipedia. Mahazo mandray anjara avokoa ireo wikipedianina, manoratra amin'ny fiteny rehetra. Manomboka amin'ny 1 Mey ny fifaninanana ary mifarana amin'ny 3 Septambra. Misorata anarana !
" Wikipedia is particularly pleased to see that Derby Museums are encouraging the creation of articles in languages other than English." (Jimmy Wales, 14 January 2011)

Andrew Dalby 2 Mey 2011 à 13:15 (UTC)

[hanova] 10 000 !!

Wikipedia, raki-pahalalàna malalaka, iarahantsika manamboatra ary amin'ny fiteny maro dia maro, dia manambara fa miisa iray alina mahery izao ny isan'ny lahatsoratra. 2,500 monja anefan ny isany vao tamin'ny herintaona.

I Wikipedia dia tetikasa raki-pahalalana azon'ny tsirairay soratana ary azo iaraha-miasa avy hatrany, sady tsy mila fahalalana ny kaody HTML. Niitatra be mihitsy ny wiki amin'ny teny malagasy tamin'ny dimy volana lasa teo, ny Wikibolana amin'ny teny malagasy aloha, miisa teny iditra iray tapitrisa, ary ankehitriny ny Wikipedia amin'ny teny malagasy, miiisa lahatsoratra iray alina.

Ao amin'i Wikipedia, mifanampy ny fandraisan'anjaran'ny tsirairay ; manitsy ny hadisoana nataon'ny mpanoratra hafa izy ary miara-miasa ary miadihevitra mombann'y lohahevitra iadian-kevitra am-panajana ny fijerena tsy mitongilana. Eo amin'ilay wiki, voatazona avokoa izay fanovana natao. Ary na dia misy aza ny mpanimba pejy, tsy simba ny raki-pahalalana. Ny lahatsoratra eto amin'i Wikipedia dia na lahatsoratra efa vita, na lahatsoratra mbola eo ampanamboarana. Ny tetikasa hafa miaraka amin'i Wikipedia dia Wikibolana (raki-bolana malalaka), Wikiboky (boky malalaka), Wikiquote (citation malaza indrindra) ary Wikiversite (lesona ary loharano pedagôjika malalaka). Ny Wikimedia Foundation dia naorina hikarakara ny tetikasan'i Wikipedia.

Tetikasa raki-pahalalana malalaka soratan'izay te-hanoratra azy Wikipedia, noforonin'i Jimmy Wales sy Larry Sanger tamin'ny Janoary 2001.

Ny votoatiny ato amin'i Wikipedia dia mitondra ny lisansa Creative-Commons avokoa.

[hanova] Call for image filter referendum

The Wikimedia Foundation, at the direction of the Board of Trustees, will be holding a vote to determine whether members of the community support the creation and usage of an opt-in personal image filter, which would allow readers to voluntarily screen particular types of images strictly for their own account.

Further details and educational materials will be available shortly. The referendum is scheduled for 12-27 August, 2011, and will be conducted on servers hosted by a neutral third party. Referendum details, officials, voting requirements, and supporting materials will be posted at Meta:Image filter referendum shortly.

Sorry for delivering you a message in English. Please help translate the pages on the referendum on Meta and join the translators mailing list.

For the coordinating committee,
Philippe (WMF)
Cbrown1023
Risker
Mardetanha
PeterSymonds
Robert Harris

[hanova] Terms of Use update

I apologize that you are receiving this message in English. Please help translate it.

Hello,

The Wikimedia Foundation is discussing changes to its Terms of Use. The discussion can be found at Talk:Terms of use. Everyone is invited to join in. Because the new version of Terms of use is not in final form, we are not able to present official translations of it. Volunteers are welcome to translate it, as German volunteers have done at m:Terms of use/de, but we ask that you note at the top that the translation is unofficial and may become outdated as the English version is changed. The translation request can be found at m:Translation requests/WMF/Terms of Use 2 -- Maggie Dennis, Community Liaison 27 Oktobra 2011 à 01:05 (UTC)

[hanova] Open Call for 2012 Wikimedia Fellowship Applicants

Wikimedia Foundation RGB logo with text.svg

I apologize that you are receiving this message in English. Please help translate it.

  • Do you want to help attract new contributors to Wikimedia projects?
  • Do you want to improve retention of our existing editors?
  • Do you want to strengthen our community by diversifying its base and increasing the overall number of excellent participants around the world?

The Wikimedia Foundation is seeking Community Fellows and project ideas for the Community Fellowship Program. A Fellowship is a temporary position at the Wikimedia Foundation in order to work on a specific project or set of projects. Submissions for 2012 are encouraged to focus on the theme of improving editor retention and increasing participation in Wikimedia projects. If interested, please submit a project idea or apply to be a fellow by January 15, 2012. Please visit https://meta.wikimedia.org/wiki/Wikimedia_Fellowships for more information.

Thanks!

--Siko Bouterse, Head of Community Fellowships, Wikimedia Foundation 22 Desambra 2011 à 02:55 (UTC)

Distributed via Global message delivery. (Wrong page? Fix here.)

[hanova] Announcing Wikipedia 1.19 beta

Wikimedia Foundation is getting ready to push out 1.19 to all the WMF-hosted wikis. As we finish wrapping up our code review, you can test the new version right now on beta.wmflabs.org. For more information, please read the release notes or the start of the final announcement.

The following are the areas that you will probably be most interested in:

  • Faster loading of javascript files makes dependency tracking more important.
  • New common*.css files usable by skins instead of having to copy piles of generic styles from MonoBook or Vector's css.
  • The default user signature now contains a talk link in addition to the user link.
  • Searching blocked usernames in block log is now clearer.
  • Better timezone recognition in user preferences.
  • Improved diff readability for colorblind people.
  • The interwiki links table can now be accessed also when the interwiki cache is used (used in the API and the Interwiki extension).
  • More gender support (for instance in logs and user lists).
  • Language converter improved, e.g. it now works depending on the page content language.
  • Time and number-formatting magic words also now depend on the page content language.
  • Bidirectional support further improved after 1.18.

Report any problems on the labs beta wiki and we'll work to address them before they software is released to the production wikis.

Note that this cluster does have SUL but it is not integrated with SUL in production, so you'll need to create another account. You should avoid using the same password as you use here. — Global message delivery 15 Janoary 2012 à 16:22 (UTC)

[hanova] Language support group for Malagasy

The Wikimedia Foundation has brought together a new team of developers who are dedicated to language support. This team is to support all the languages and consequently it is not realistic to expect that the team members can provide proper support for your language. It is for this reason that we are looking for volunteers who will make up a language support team.

This language support team will be asked to provide us with information about their language. Such information may need to be provided either to us or on a website that we will indicate to you. Another activity will be to test software that will likely have an effect on the running of the MediaWiki software. We are looking for people who clearly identify their ability. Formal knowledge is definitely appreciated.

As much of the activity will be concentrated on translatewiki.net, it will be a plus when team members know how to localise at translatewiki.net.
Thanks, Gmeijssen 22 Janoary 2012 à 19:23 (UTC)

[hanova] MediaWiki 1.19

(Apologies if this message isn't in your language.) The Wikimedia Foundation is planning to upgrade MediaWiki (the software powering this wiki) to its latest version this month. You can help to test it before it is enabled, to avoid disruption and breakage. More information is available in the full announcement. Thank you for your understanding.

Guillaume Paumier, via the Global message delivery system (wrong page? You can fix it.). 12 Febroary 2012 à 15:10 (UTC)

[hanova] hi

Please help: replace this red text with a translation of the English message below. Thank you!
@MonmouthpediA announces the Charles Rolls Challenge

This is a multilingual collaboration to create a wiki-town. All Wikipedians can take part, in any Wikipedia language. The challenge was announced on 1 March (Prizegiving webstreamed on 21st April).
Sign up now!
"Can you imagine a Wiki Project that involves 1,000 QRpedia codes and free WiFi?"

About 15 articles so far in Welsh, could we have entrants from Madagasger? Victuallers 29 Febroary 2012 à 14:25 (UTC)

[hanova] Fiverenana ho mpandrindra

Herintaona izay no nialako tsy ho mpandrindran'i Wikipedia, anefa izao betsaka ny zavatra tokony atao (mamafa pejy, manadio ny fanandramana isan-karazany)... Ka nangataka ho lasa mpandrindran'i Wikipedia indray aho. --Jagwargrr... | 2 Aprily 2012 à 12:50 (UTC)

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana