Vondrona Eoropeana
Avy amin'i Wikipedia
Vondrona anelanelan'ny Governemanta maro ny Vondrona Eorôpeanina (VE). Misy firenena 27 ao anatiny.
Voaforona tamin'ny 7 febroary 1992 izy, tamin'ny nahasoniavan'ny dina ny Maastricht ny firenena eorôpeanina 12 avy, efa mpikambana ny CEE na EEC .
saritan'ny Vondrona Eoropeanina
30,82% ny PIB eto an'tany dia any Eoropa no misy azy, io ny tsena ekônomika ngeza indrindra eto an'tany. Union douanière ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy firenena 15 nahamafy ny fiara-fiasana ao anatin'ny fikambanana am-bola sy ara-toe-karena, ilay faritra Euro. Misy firenena mizaran'ilay vola tokana ny Euro (€)
Votoatiny |
[hanova] Tantara
[hanova] Ny CEE
Niteraka ny CEE tamin'ny voasonia tamin'ny 25 Martsa 1957 tany Roma any amin'ny Capitole ; hita ohatran'ny tsena iraisana izy.
[hanova] Ny Vondrona Eoropeanina
[hanova] Jereo Koa/Amboary
[hanova] Rohy Ivelany
- ((fr)) Tranonkala ofisialy ny FE