Venus

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Venus

Venus ny fajiry faha roa ny système solaire raha kaontiana avy amin'ny masoandro. 224 andro ny halavan'ny taonany. Izy ny kintana anisan'ny mazava indrindra any an-danitra miaraka amin'ny herin-kazavanana -4,6, eo aorian'ny Masoandro (-26,73) sy ny Volana (-12,6) ; mora hita hita izy amin'ny alina. Noho ny akekezany amin'ny Masoandro, hita fa tsy dia lavitry ny masoandro izy. Tsy manana zana-bolana ny Venus.

[hanova] Rohy ivelany

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Translation.png   Ilaina dikaina amin'ny teny malagasy ity lahatsoratra ity

Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity. Ary mety ity takelaka ity ny foton'io takelaka hitanao io.
Jereo koa ny pejy hoan'ny mpandika teny raha te-hahazo fanoroana

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa