Twitter

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny Twitter dia tranonkala fanaovana microblogging hahafahano miraza ny zavatra ataonao eo amin'ny Aterineto. Lasa fitaovana fifandraisana ary fifankahafantarana izy io taty aoriana.

Fahafahan'ny mpiampiasa azy mandefa ny anbtsoina hoe "tweet" izay azo alefa na amin'ny alalan'ny SMS na amin'ny alalan'ny resaka mivantana, ny tranonkala twitter. Lohavy 140 no halavan'ny hafatra farafahabetsany.

I Jack Dorsey no namorona an'i Twitter tamin'ny Martsa 2006, ary nalefany tamin'ny volana Jolay ilay izy. Vetivety ilay tranonkala dia nalaza, ary 300 tapitrisa no isan'ireo mpampiasa an'i Twitter tamin'ny 2011.

Rohy hafa[hanova | hanova ny fango]