Aller au contenu

Tsihy

Avy amin'i Wikipedia
Tsihy

Ny tsihy dia asa vita amin' ny fandrariana mololo, zozoro na volotsangana natao hipetrahana, hatoriana, hatao lafika hisakafoana, entina manarona gorodona na manarona ny rindrin' ny efitra. Zavatra fahita any amin' ny firenena tatsinanana maro sy amin' ny fomba amam-panao nentim-paharazana maro samihafa izy io.