Tana

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Faribolana.

Ny tana dia ny tsipika avy eo afovoan'ny faribolana mankany amin'ny hodidiny. Araka izany, ny tanan'ny bola dia ny tsipika avy eo amin'ny afovoan'ilay bola mankany amin'ny velarany.

Ny fifandrasana ara-drefin'ny tanam-paribolana amin'ny hodidiny dia : r = \frac{c}{2\pi}

Ny tsimiova \pi dia 3,14159 eo ho eo.

Fikajiana ny tana[hanova | hanova ny fango]

Cercle circonscrit à un triangle.svg

Mba hahafana mikajy ny tanan'ny fariblana manalo amina teboka telo P_1; P_2 ary P_3, dia azo ampiasaina ilay raikipohy manaraka :

r=\frac{|P_1-P_3|}{2\sin(\theta)}
\theta \! dia ny zoro \angle P_1 P_2 P_3.
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.