Sovoka

Avy amin'i Wikipedia

Ny sovoka, amin'ny ankapobeny, dia fanatonana mangingina, antsokosoko mba hamely tampoka. Amin'ny lafiny iray, ny sovoka dia mikasika ny fanakekezana antsokosoko mba hanafika, na, rehefa miresaka momba ny olombelona, vehivavy ratsy fitondran-tena.

Siansa (teny avy amin'ny fototeny mitovy)[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

  • Sovok'ady : Ady tsy nampoizina
  • Sovoka alina : Orana avy amin'ny andro alina, na fanafihana ny fahavalo amin'ny andro alina