Novak Djokovic

Avy amin'i Wikipedia
Novak Djokovic tam-pilalaovana tao Miami, 2012

I Novak Djokovic (amin'ny fiteny serba Sirilika Новак Ђоковић ary amin'ny fiteny serba latina Novak Đoković) dia mpilalao tenisy serba teraka ny 22 Mey 1987 tany Belgrade, any Serbia. Nandresy tao Australia Open izy ny taona 2008, 2011, 2012 ary 2013. Nandresy tao Wimbledon koa izy tamin'ny taona 2011, ny US Open tamin'ny taona 2011.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]