Nosy Borneo
Avy amin'i Wikipedia
I Borneo dia nosy any Azia Atsimo Atsinanana. Nosy fahaefatra lehibe indrindra i Borneo, aorian'i Aostralia, i Groenland, ary i Ginea Vao. Folo tapitrisa mponina no isam-poniny. Kalimantan no fiantsoan'ny mpiteny malay/indonezianina, filipino ary javaney an'ilay nosy.