Mjdat

Avy amin'i Wikipedia

Ianareo ry Ray aman-dReny, Nanankinana harena hafakely Dia zaza tiana sy lalaina Izay tsy anareo anareo irery Iombonana amin' i Jehovah Satria tsy foiny fa aina sarobidy Koa tezao tsara mba ho hendry Fa valisoa izy io no adidy

       REFRAIN:
       "Ny zanaka dia sarobidy
       Harena soa tsy azo afindra
       Ampio ho tia an'i Jehovah
       Izay no lova tsara indrindra"


Ny fitsipik'i Jehovah Aoka horaketinao ao ampo Ary ampianaro isan'andro Resaho na mandry na mifoha Izay no takin'i Jehovah Andraikitra nankininy aminao Ary enga anie ho hendry tsara Ka hotahiana ny zanakao.