MediaWiki:Uploadtext

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Ampiasao ny endrika etsy ambany mba hampidirana rakitra. Raha hijery na hikaroka ireo rakitra nampidirina teo aloha dia mandehana any amin'ny lisitran'ny rakitra nampidirina. Ampidirina ao amin'ny login ny fampiakarana sy fandefasana indray. Ny famafana dia voarakitra ao amin'ny lajy famafana.

Mba hampidirana rakitra iray ao anaty pejy, ampiasao rohy amin'ny iray amin'ireto endrika manaraka ireto:

  • [[Sary:File.jpg]] hampiasa ny dikan-teny feno ny rakitra
  • [[Sary:File.png|200px|thumb|left|Caption]]</ strong> mba hampiasa 200-pixel mivelatra amin'ny boaty ao amin'ny sisiny havia miaraka amin'ny lahatsoratra "Caption" etsy ambany
  • [[Rakitra:File.ogg]] mba hampifandraisana mivantana amin'ilay rakitra tsy mampiseho ny rakitra