Maximilien Alfred Bonnet

Avy amin'i Wikipedia
Maximilien Alfred Bonnet

I Maximilien Alfred Bonnet dia filôlôga, mpandalina ny fiteny latina, mpampianatra tamin' ny oniversite frantsay, manam-piaviana soisa, teraka tamin' ny 3 Nôvambra 1841 tao Frankfurt am Main (frantsay: Francfort-sur-le-Main) ary maty tamin' ny volana Febroary 1917 tao Montpellier. Izy no nanao ny fanontana môderina voalohany ny apôkrifan' ny Testamenta Vaovao isan-karazany.