Anjanapara

Avy amin'i Wikipedia

Anjanapara dia tanàna ao amin'ny kaominina Ambanivohitra Alakamisy Anativato , Distrikan'ny Betafo, faritra Vakinankaratra.

25Km eo ho eo raha miala an'Antsirabe no miankandrefana toy ny ho any Betafo.

Eo amin'ny PK17 amin'ny lalam-pirenena faha 34 (RN34) no mivily mianatsimo manaraka lalan-tany izay tody any Tritriva.