Lalao Olimpikan'ny ririnina 2014

Avy amin'i Wikipedia

Ny Lalao Olimpikan'ny ririnina 2014, izay fantatra amin'ny anarana Lalao Olimpikan'ny ririnina faha-12 (amin'ny teny frantsay : Les XXIIes Jeux olympiques d'hiver), dia fihaonana ara-panatanjahantena lehibe izay mitranga any Sochi, Rosia, araky ny fomba amin'ny Lalao Olimpikan'ny ririnina. Amin'ny 7 ka hatramin'ny 13 Febroary io fihaonamben'ny fanatanjanahan-tena fanao amin'ny andro ririnina io.