Lakandrano

Avy amin'i Wikipedia
Lakandrano

Ny lakandrano dia lalan-drano voatr' olombelona, ampiasaina amin' ny fitarihan-drano manomboka amin' ny toeram-pisintiomana rano mandra-pahatongan' ny saha na ny tanimboly izay ampielezana ny rano hanondrahana ny fambolena.