Kindy

Avy amin'i Wikipedia

Teny entina milaza ny fitaovam-pananahan'ny vehivavy izy io. Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia ny teny "fory" no mitovy hevitra aminy.