Ibn Majah

Avy amin'i Wikipedia
Ny anaran' i Ibn Majah

I Ibn Majah dia manam-pahaizana mozilmana, fantatra indrindra amin' ny maha manam-pahaizana momba ny hadita (muhaddith) azy. Iray amin' izany ny fanangonana hadita atao hoe Sunan ibn Majah ary iray amin' ny angona hadita enina lehibe momba ao amin' ny finoana silamo. Ny anarany feno dia Abu Abdallah Muḥammad bin Yazīd bin Mājah al-Qawzini ar-Rab'i (arabo : أبو عبد الله محمد بن يزيد بن ماجه الربعي القزويني). Teraka tamin' ny taona 824 izy ary maty tamin' ny taona 887).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]