Galileo Galilei

Avy amin'i Wikipedia
Galileo Galilei

I Galileo Galilei (amin'ny teny italiana : Galileo Galilei ; teny latina : Galilaeus Galilaei) teraka tamin'ny 15 Febraory 1564 tany Pisa, (Fanjakan'i Italia) ary maty ny 4 Janoary 1642 tany Firenze (Fanjakan'i Italia) dia dokotera ary mpahay hainkintana, fiziky ary filôzôfy italiana izay nalaza tamin'ny teôria navoakany mikasika ny fisian'ny Masoandro eo afovoan'Izao Tontolo Izao ary ny fihodinan'ny Tany manodidin'ny Masoandro. Ny vokatr'iazany teôria izany —izay manova lalina ny fomba fijery eken'ny Fiangonana Katôlika tamin'izany fotoana izany— dia antsoana revôlisiôna kopernisiana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Hafa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]