Fiteny assamey
Avy amin'i Wikipedia
| Afiteny Assamey | ||||
|---|---|---|---|---|
| অসমীয়া Ôxômiya |
||||
| Tenenina any | India, Bhutan sy USA (DE, NJ & NY) | |||
| Region | Assam | |||
| Total speakers | 13,079,696 (tamin'ny 1991)[1] | |||
| Ranking | 52 | |||
| Language family |
|
|||
| Writing system | fanoratan assamey | |||
| Official status | ||||
| Official language in | ||||
| Regulated by | No official regulation | |||
| Language codes | ||||
| ISO 639-1 | as | |||
| ISO 639-2 | asm | |||
| ISO 639-3 | asm | |||
|
||||
Ny fiteny assamey (amin'ny fiteny assamey অসমীয়া ôxômiya — /ɔxɔmija/) dia fiteny indo-eoropeana tenenina any amin'ny faritany mizakatenan' Assam any avaratra atsinanan' India, misy miteny io fiteny io koa any Arunachal Pradesh sy any amin'ny firenena hafa any avaratra atsinanan' India. Misy olona miteny assamey koa any Bhutan. Izy no tena atsinanana indrindra amin'ny fiteny Indo-eoropeana ary misy olona 13 tapitrisa no miteny io fiteny io. Manana fomba fanoratana ho azy izy, ampiasaina matetika rehefa manoratra io fiteny io.
Io ny teny ofisialin'ny faritan' Assam.
Jereo koa [hanova]
Rohy ivelany [hanova]
- Candrakānta abhidhāna : Asamiyi sabdara butpatti aru udaharanere Asamiya-Ingraji dui bhashara artha thaka abhidhana. 2nd ed. Guwahati : Guwahati Bisbabidyalaya, 1962.
- A Dictionary in Assamese and English (1867) First Assamese dictionary by Miles Bronson from (books.google.com)
- English-Assamese Online Dictionary
- Fandikana amin'ny teny anglisy - Haisoratra Assamey
- The Creative Visionary: Jyoti Prasad Agarwalla (1903-1951)
- Fiteny sy haisoratra assamey
- Assamese Language Sample
- Ethnologue report for Assamese
- Xophura - soratra amin'ny fiteny assamey
- Assamese – UCLA Phonetics Lab Data
- - Assamese Social Networking portal