Fanoroana:Translatewiki

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Votoatiny

[hanova] Fampidirana

Ilaina dia ilaina ny fandikàna teny sy ny localisation, satria amin'izay, afaka mampiasa rindrankajy informatika ny olona tsy mahay miteny anglisy. Ny rindrankajy MediaWiki izao ohatra dia natao mba hampandeha ny Wikipedia anaty fiteny maro. Amin'izay, azon'ny mpitsidika tsy miteny anglisy atao ny mijery ny pejy sy mamaky ny hafatra anatin'ny teniny.

Voadika amin'ny fiteny 250 ankehitrin'ny rindrankajy MediaWiki, ary misy eo amin'ny 12 eo fotsiny no tena voatazona. Mahazo mise à jour nà 100 teny ny translatewiki isam-bolana.

[hanova] Ahoana ny manomboka

[hanova] Misoratra anarana

  • Misorata anarana. eto na any.
    • Ny anaranao no ampiana anaty ny rakitra ny rindrankajy MediaWiki ( @author VotreNomUtilisateur )
  • Amboary eto na any ny pejy fanoloranao.
  • Amboary any ny preference-nao.

[hanova] Mandika teny

  • Andana mangataka eto mba ho lasa mpandika teny. Mila miandry 15 minitra na 1 andro vao tena lasa mpandika teny ianao. Ity ny zavatra tokony soratana ao :
=== {{LanguageHeader|mg}} ===
I would like to work on Malagasy translations. Thanks ! --~~~~
Mazotoa mandika teny.
Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana