FC Schalke 04

Avy amin'i Wikipedia
Schalke04 Stadion

I FC Schalke 04 dia klioba ara-panatanjahantena ao an-tanànan'i Gelsenkirchen,  Alemaina.

Fahombiazana:[hanova | hanova ny fango]

  • Mpandresy ny amboara eropeana: 1997
  • Mpandresy ny amboara alemana: 1937, 1972, 2001, 2002 sy 2011
  • Tompondaka alemà: 1934, 1935, 1937, 1939, 1940, 1942 sy 1958

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]