Diplômasia

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Diplaomasia)
Ger van Elk, Symmetry of Diplomacy, 1975, Groninger Museum.

Ny fifampiraharahana iraisam-pirenena na diplômasia dia ny fampiasana ny fahaizana mandanjalanja mba hahazo tombony stratejika, na ny mahita vahaolana azo ifanekena amina olana iray. Anisan' ny fitaovana diplômatika ny fomba andaharana ny fanambarana mba tsy ifandirana, na amin' ny fomba mahalala fomba. Ny fifampiraharahana iraisam-pirenena dia ny lahateny eo amin' ny firenena roa na mihoatra amin' ny filoham-panjakana. Indraindray, momba ny varotra na ny raharaham-barotra ireo lahateny ireo, ary indraindray momba ny ady sy ny fandriampahalemana izy ireo. Mitranga ny fifampiraharahana iraisam-pirenena rehefa firenena roa na mihoatra no miady.

Ny diplômaty dia olona izay nirahina avy any an-toerana, mba hihaona sy hiresaka amin' ny diplômaty avy amin' ny firenena vahiny. Karazana diplômaty manan-danja iray dia antsoina hoe iraka. mipetraka any amin' ny firenena hafa ny iraka, ka dia mahazo mivory amin' ny governemantan' izany firenena izany izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.