Dana

Avy amin'i Wikipedia

I Dana (hebreo: דָּן, / Dan) dia lehilahy resahina ao amin' ny Baiboly. Izy no zanaka fahadimin' i Jakoba tamin' i Bila mpanompovavin' i Rahely vadin' i Jakoba. Atao hoe Danita ny taranany.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]