Commonwealth of Nations

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Firenena mpikambana (manga) ; firenena mpikambana fahiny (laoranjy) ary zanatany britanika (manga mazava)

Ny Commonwealth of Nations, na Fikambanan'ny firenena, dia fikambanana iraisan'ny governemanta maro izay ahitana firenena mahaleotena mpikambana 54. Ankohatr'i Mozambika sy Roanda dia zanatany na tany narovan'ny Empira britanika taloha ireo firenena mpikambana.

Entin'ny mpanjakan'ny Fanjakana Mitambatra ny Commonwealth.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]