Ashura

Avy amin'i Wikipedia
Ashura fisaonana tao amin' ny kianja malalaha Imam Hossein, any Teheran (Iràna)

Ny Ashura dia andro fahatsiarovana ara-pivavahana ao amin' ny finoana silamo, tsy maintsy ifadian-kanina, izay atao amin' ny andro faha-10 amin' ny volana Muharram, volana voalohany amin' ny taona ao amin' ny tetiandro mozilmana. Fahatsiarovana tena lehibe ho an' ny Siita sy Sonita izany. Atao hoe عَاشُورَاء / ʿāšūrāʾ izany amin' ny teny arabo. Ho an' ny Siita indrindraindrindra dia io no fankalazana ny fitsingerenan' ny daty nahafatesan' ny imam Husayn, zafikelin' i Mohamady.