Antilia Frantsay

Avy amin'i Wikipedia
Antilia Frantsay (mena)

Ny Antilia Frantsay na India Andrefana frantsay dia ireo nosy frantsay ao amin' ny tangoro-nosy Antilia ao amin' ny Ranomasin' i Karaiba.