Andrianavalonimerina

Avy amin'i Wikipedia

Andrianavalonimerina, zanak' Andriamasinavalona (mpanjakan' Imerina) tamin-dRasolomanambonitany, dia mpifehy ny ampahany amin' Imerina fahavelon' io mpanjaka io, ka Ambohitrabiby sy Amboatany any Avarabohitra no nofeheziny.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]