Prayagraj

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Allahabad)

25°27′N 81°51′E / 25.45°N 81.85°E / 25.45; 81.85

Prayagraj
Velarantany 63,07 km2
Isam-ponina 1 216 719 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Abhilasha Gupta
Firenena  India
Faritany Uttar Pradesh
Faritra NC

I Prayagraj, izay fantatra ihany koa amin'ny anaranay taloha hoe Allahabad, dia tanàna ao amin'ny faritanin'i Uttar Pradesh, ao India, renivohitry ny faritany mizaka tenan'i Uttar Pradesh. Ny tanànan'i Allahabad dia tanâna fahadimy lehibe indrindra ao amin'ilay faritany.

Tsy lavitry ny Triveni Sangam ("Telo Vinanin'ny Ganga, Yamuna ary Sarasvati"), izany toerana masina ho an'ny finoana hindo ka inoana fa manadio hota ary manafaka amin'ny fiterahana mitsingerina ny fisasana ao. Amin'ny maha toerana masina ilay Triveni Sangam dia toerana tsara anaovana sorona ny any. Prayagraj taloha dia nantsoin'ny mpitondra Kuru an'i Kaushambi (izay efa distrika mitokana ankehitriny) ary nataony ho renivohiny. Nanomboka teo dia ivon-toerana ara-politika, ara-kolontsain'ny faritra Doab ilay tanàna. Tamin'ny taonjato faha-17 dia renivohi-paritra tao amin'ny Empira Môgôly Allahabad tamin'ny naha-panjaka an'i Jahangir.[1]

Jeografia[hanova | hanova ny fango]

Ny kaodim-paositra dia 211001-18.

Ny haavon'ilay tanàna amin'ny haavon-dranomasina dia 98 metatra. Ny laharam-pehintaniny ary ny laharan-jarahasiny dia : 25.45° Avaratra ary 81.85° Atsinanana. Ny faritr'ora dia GMT+5:30.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  1. Pletcher, Kenneth. The Geography of India: Sacred and Historic Places. The Rosen Publishing Group. p. 128. ISBN 978-1-61530-142-3.