Afon'i Roma Lehibe

Avy amin'i Wikipedia
Afon'i Roma Lehibe

Afon'i Roma Lehibe (latina: incendium magnum Romae). Nanomboka tamin'ny 18 Jolay 64 am.fi ny nanomboka ny afo tao amin'ny fivarotana mpivarotra manodidina ny kianjan'ny kalesin'i Roma, Circus Maximus. Rehefa afaka enina andro dia voafehy ny afo, saingy mbola tsy nisy ny tombana ny fahavoazana dia nirehitra indray ny afo ary nirehitra nandritra ny telo andro.