500
Avy amin'i Wikipedia
| 500 Amin'ny kalandrie hafa | |
| kalandrie Gregoriana | 500 D |
| Ab urbe condita | 1253 |
| kalandrie Armenianina | N/A |
| Kalandrie sinoa | 3196–3197 |
| Calendario ebreo | 4260–4261 |
| Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat ~ Kali Yuga |
555–556 422–423 3601–3602 |
| Kalandrie persana | 122 BP – 121 BP |
| kalandrie arabo | 126 BH – 125 BH |
| kalandrie Ronika | 750 |
Votoatiny |
Zava-nitranga[hanova]
Azia[hanova]
- Ady an-trano ho an'ny fandimbiasana any Persa.
- Fivoaranan'ny hetsika sosialy sy relijiosin'i Mazdak any Persa.
- Mihirakula, zanak'i Toramān, sefon'ny Hiona Fotsy (huns hephtalites) manafika ny India Avaratra, mandroban'ny fanjakana kusānan'i Ganghara ary namotika ny fanjakan'i Gupta.
- Niditra tany Japana ny Bodisma avy any Korea (500-522)
Eoropa[hanova]
- Nandresy ny Borgaondy any l'Oyche sy any Dijon i Clovis
Fahafatesana[hanova]
- Zu Chongzhi, Mpanao matematika sinoa.