21 Septambra

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Septambra
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          

21 Septambra : andro iraisam-pirenena natokana ho an'ny Fandriampahalemana.

Tamin'ny taona 1981 sy tamin'ny taona 2001 no nandraisan'ny Firenena Mikambana fanapahan-kevitra hanokana ny 21 Septambra ho andro hampiatoana ny basy sy tafondro ary ny herisetra rehetra, ka hamporisihina ny firenena sy ny mponina eran-tany hampitsahatra ny fifandrafiana.