18,3

Avy amin'i Wikipedia

Tarika malagasy nanomboka nihira tany amin'ny taona 1997-1998 tany.

Ireo mpikambana tamin'izany dia i Tongue Nat, Slem Jah, ary Davy.

Fantatra amin'ny gadona Hip Hop.