14 Oktobra
Avy amin'i Wikipedia
- 1964 : niakatra teo amin'ny fitondrana ny Firaisana Sovietika hisolo an'i Nikita Khrouchtchev i Leonid Brejnev.
- 1981 : notolorana ny Loka Nobel ho an'ny Fandriampahalemana ny komisarià ambony ao amin'ny Firenena Mikambana miahy ny Mpifindra-monina.
- 1986 : notolorana ny Loka Nobel ho an'ny Fandriampahalemana i Elie Wiesel mpanoratra.
- 1994 : notolorana ny Loka Nobel ho an'ny Fandriampahalemana i Yasser Arafat, i Shimon Peres, ary i Yitzhak Rabin.