13 Janoary

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Janoary
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        

Andro faha-13 ao anatin'ny taona araka ny tonon'andro Gregorianina.

  • 1913 : Nahaterahan'i Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)
  • 1992 : Miala tsiny i Janapa noho ny fametavetana vehivavy Koreana nandritra ny ady lehibe faharoa.
  • 2001 : Horohoron-tany lehibe tao El Salvador, namono olona mihoatra ny 800