Rajoelina Andry

Avy amin'i Wikipedia
Andry Nirina Rajoelina
Ankapobeny
Anarana Andry Nirina Rajoelina
Teraka 30 Mey 1974
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Madagasikara
Asa : Filoham-pirenena
Fiainana manokana
Seha-pitiavana Manambady

Rajoelina Andry, avy amin' ny anarany feno Rajoelina, Andry Nirina dia mpanao pôlitika manam-piaviana malagasy, mizaka ny zom-pirenena frantsay[1], izay filohan' i Madagasikara nanomboka tamin' ny taona 2019. Teraka

  1. "Madagascar : le président Rajoelina est bien français", Le Monde.fr,‎ 15 juin 2023 (vakio eto [tahiry], notsidihina tamin' ny 15 juin 2023)