Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Brazila 2014

Ny Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014 (amin'ny fiteny anglisy : 2014 FIFA World Cup, amin'ny fiteny frantsay : Coupe du monde de football de 2014) dia ny fiadiana ny tompondaka faha 20. Ny fikarakarana ny fiadiana moa dia ny FIFA no tomponandraikitra amin'ny zavatra rehetra. Izy io dia niatomboka tamin'ny 12 Jona 2014 hatramin'ny 13 Jolay 2014 tany Brazila no nanatanterahana ny fifaninanana ary nahitana kianja miisa 12 izany kitra 2014 izany. Natao tany Costa do Sauípe ny ankitsapaka ireo firenena handray anjara rehetra tamin'ny 6 Desambra 2013. Ity fiadiana ity no nampiasana ny teknôlôjia soritra mahitsy miloko fotsy rehefa handaka ny baolina, voalohany teo aminin'ny tantaran'ny baolina kitra izany. Tao amin'ny kianja ny Maracanã de Rio de Janeiro tamin'ny 4 ora ariva tany an-toerana no nanantanterahana ny fiadiana farany na ny "finale" ka ry zareo Allemagne no nahazo fandresena raha nifanandrina tamin'ny ry zareo Arjentina tamin'ny alalany isa 1-0 no nandavoan'i Allemagne ny ekipa Arjentina.

Fisafidianana ny toerana itrangàn'ny fiadiana[hanova | hanova ny fango]

Fifidianana ny ekipa[hanova | hanova ny fango]

Vola azon'ny ekipa arakaraky ny toerany ao amin'ny filaharana[hanova | hanova ny fango]

Ny tanàna sy kianja[hanova | hanova ny fango]

Ny ekipa 32[hanova | hanova ny fango]

Vondrona A[hanova | hanova ny fango]

Vondrona B[hanova | hanova ny fango]

Vondrona C[hanova | hanova ny fango]

Vondrona D[hanova | hanova ny fango]

Vondrona E[hanova | hanova ny fango]

Vondrona F[hanova | hanova ny fango]

Vondrona G[hanova | hanova ny fango]

Vondrona H[hanova | hanova ny fango]

Fifaninanana farany[hanova | hanova ny fango]

Statistika[hanova | hanova ny fango]

Eva[hanova | hanova ny fango]

Maskôty[hanova | hanova ny fango]

Hira ofisialy[hanova | hanova ny fango]

Media[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]