Aloma

Avy amin'i Wikipedia

I Aloma dia mpanakanto malagasy. Hanitra Aloma Luce Michelle Ratsimbazafy no tena anarany, ary zanak'i Henri Ratsimbazafy izy.