Voninavoko

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny voninavoko dia voninkazo

Tarika Voninavoko[hanova | hanova ny fango]

Ny tarika Voninavoko dia Atoa Rakotomavo Gabriel izay fantatra koa amin'ny anarana hoe "Dadagaby" Voninavoko no namorona azy. Iza no malagasy tsy mahalala fara-faharatsiny iray an'ireto hira ireo : Zaza mitomany, Voninavoko, Mananjary, Tsiriry, Zanak'Iarivo, Raozy mavo kely, Manja, ... sy ny hafa marobe. I Dadagaby no mpamorona ireo hira ireo. Maro ny mpanakanto no namerina nihira ny sasany amin'ireo hiran'i Dadagaby ireo. Izy koa moa dia mpampianatra sy mpamorona dihy. Efa marobe ny hetsika nandraisana anjara na teto an-toerana na tany ivenlan'i Madagasikara. (hitohy ...)