Zuckertüte
Fiseho

.
Zuckertüte, Schultüte na Tyta dia fanomezana azon'ny ankizy any Alemaina, Aotrisy, Pôlônia ary Tsekia any am-piandohan'ny kilasy voalohany. Miendrika kesika izy io ary feno vatomamy. Nipoitra tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-19 tany Alemaina ny fomba fanomezana kitapo ho an'ny mpianatra kilasy voalohany, indrindra tany Sachsen sy Thüringen.[1]
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Hans-Günter Löwe: Schulanfang. Ein Beitrag zur Geschichte der Schultüte. Edition Freiberg, Dresden 2014, (ISBN 978-3-943377-28-6), S. 19 mit Anm. 15.