Hankany amin'ny vontoatiny

Zon'ny vehivavy

Avy amin'i Wikipedia
Ligue de droit des femmes en 1935
mpiaro ny zon'ny vehivavy tamin'ny 1935

Ny zon'ny vehivavy dia zo takin'ny vehivavy maro amin'ny fiarahamonina maneran-tany ho an'ny vehivavy manokana, izay fototry ny hetsika nanomboka tamin'ny taonjato faha-19 sy ny tolon'ny vehivavy tamin'ny taonjato faha 20.

Zo voajanahary

[hanova | hanova ny fango]

Araka ny hevitry Olympe de Gouges, ny vehivavy dia manana fahafahana tahaka ny lehilahy, fahafahana hanan-javatra, fahafahana tsy ho foretina. Eo anoloan'ny lalàna manan-kery rehetra dia mitovy amin'ny lehilahy izy.[1] Maro koa ny olo-malaza maneho hevitra momba ny zo voajanahary ho an'ny vehivavy: “Zon’olombelona ny zon’ny vehivavy”, hoy i Hillary Clinton.[2]

Zo hanan-tany

[hanova | hanova ny fango]

Ny tany dia an'ny olona rehetra, ka afaka manana izany koa ny vehivavy.[1]

“Tsy misy fetra ny zavatra azontsika atao amin’ny maha vehivavy antsika.”, hoy i Michelle Obama.[2]

Zo hanana karama mitovy

[hanova | hanova ny fango]

Zo hifidy

[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny taon-jato faha-19 sy faha-20 dia nanomboka nihetsika ny firenena maro mba hiady ho an'ny zon'ny vehivavy hifidy. I Zelandy Vaovao no firenena voalohany nanome n'y vehivavy zo hifidy tany aminy, tamin'ny taona 1893[3]

Zo amin'ny fanabeazana

[hanova | hanova ny fango]

Ny fanabeazana dia zon'olombelona ilaina amin'ny fivoarana ara-toekarana sy ara-tsôsialy. Ny UNESCO, dia miady amin'ny tsy fahaiza-mamaky teny sy manoratra mianjady amin'ny vehivavy sy ny zazavavy.[4]Tany amin'ny fotoan' i Jean Jacques Rousseau , 1762, ny fanabeazana ny vehivavy dia niankina amin'ny filàn'ny lehilahy: hanabe azy amin'ny fahakeliny, hikarakara azy amin'ny fahalebeazany, ho tsiriritiny, hanao izay hitiavany azy, hanoro hevitra azy, hampahery azy ary hanao izay hampirindra sy hampilamina ny fiainan'ny lehilahy.[5] Ankehitriny dia maro ny mahatsapa fa ny fanabeazana sy ny fampitaovana ary ny fahatokisana ny vehivavy dia singa iray lehibe mampiroborobo ny fiarahamonina.[6]

Zo amin'ny fandriam-pahalemana

[hanova | hanova ny fango]

Zo amin'ny fananahana

[hanova | hanova ny fango]

Fanalàn-jaza

[hanova | hanova ny fango]

Ny lalàna "Veil", izay nivoaka tamin'ny 17 Janoary 1975 tany 'Frantsa dia tsy manasazy ny fanalàn-jaza. Io lalàna io dia manamarika ny zon'ny vehivavy hifehy ny vatany sy ny isan'ny zaza tiany hateraka.[7]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

</ref>

  1. 1 2 https://gallica.bnf.fr/essentiels/anthologie/declaration-droits-femme-citoyenne-0
  2. 1 2 https://newsmada.com/2025/03/06/andro-iraisam-pirenena-ho-anny-zonny-vehivavy-niainga-taminny-fitakian-jo-hifidy-sy-hiasa-ny-8-marsa/
  3. https:www.amnesty.org/fr
  4. https://www.un.org/french/womenwatch/followup/beijing5/session/fiche2.html
  5. https://gallica.bnf.fr/essentiels/anthologie/education-femmes
  6. https://mg.globalvoices.org/2025/06/01/174844/
  7. https://ivg.gouv.fr/le-droit-lavortement#:~:text=Depuis%20la%20loi%20%22Veil%22%20du,et%20%C3%A0%20ma%C3%AEtriser%20leur%20f%C3%A9condit%C3%A9.